Teny iditra | 1 fahasalamàna |
Fototeny | 2 salama |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Toetran' ny tena tsy marary, toetran' ny vatana salama, izany hoe tsy manana aretina ka miasa tsara ny organina amin' ny tena |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] the state of one's health; good health |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8] santé 7 [1.3] paix, bonheur |
Ohatra |
8 Manao ahoana ny fahasalamana? [2.472] 9 fahasalamana tsy haha ory azy. [2.245] 10 ny dokotera dia mahita fa simba ny fahasalamana; [2.285] 11 Voalaza ho manimba fahasalamana ihany koa anefa izy. [2.117] |
Voambolana |
12 Fahasalamana |
Tovy hevitra | 13 hasalamàna |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |