Teny iditra fahasamihafana (samihafa)
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1Misy kosa anefa fahasamihafana madinitanika hita ao amin' izy roa tonta, toy izao: [1.38]
2Izay tanjona izay kanefa, dia toa tsy ho tratra raha jerena ny fahasamihafana hita ao anatiny: [4.27]
Haiendriteny 
Tsotra : fahasamihafana, fahasamihafako, fahasamihafanao, fahasamihafany, fahasamihafantsika, fahasamihafanay, fahasamihafanareo, fahasamihafan', fahasamihafan-, fahasamihafam-, fahasamihafa-
Tovonana : -pahasamihafana, -pahasamihafako, -pahasamihafanao, -pahasamihafany, -pahasamihafantsika, -pahasamihafanay, -pahasamihafanareo, -pahasamihafan', -pahasamihafan-, -pahasamihafam-, -pahasamihafa-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20