Teny iditra | 1 samihafa |
Singan-teny | 2 samy, hafa |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Isan-karazany: Voaravaka voninkazo samihafa ny Lapan' ny tanàna fa fety ny andro (tsy tokony hafangaro amin' ny "samy hafa" izay "tsy mitovy" no heviny |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] mutually different. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#570] différent 7 [1.13] divers |
Ohatra |
8 [2.470] Avy eo ny filazana vaovao sy ny adidy samihafa. 9 [2.472] Sarangan' olona samihafa no hita tamin' ireny nosamborina ireny. |
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 12 samyhafa |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny samihafa io |
Fivaditsoratra | 15 fahamasy, mahasafy, samihafa, samy hafa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |