Teny iditra fahasimbana (simba)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fery amin'ny taova iray. [Voambolana: Fahasalamana]
Tsy fihodinana, na tsy fahafahan'ny milina iray miasa. [Voambolana: Haitao] [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Lésion. [Voambolana: Fahasalamana]
Panne. [Voambolana: Haitao] [1.13]
Ohatra Ary tsy tena izy ny fampandrosoana raha tsy manonitra ny fahasimbana miantraika amin' ny voahary izy sy manolo ny harena izay nalainy sy potehiny tamin' ny harena azo avaozina. [4.27]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/27