Teny iditra fahasondrianana (sondriana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Havarianana, harenohana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Le ravissement, la distraction [1.3]
Ohatra Ary noho ny fahasondrianana tao tratrela, tamy ny enina no niandohana nipetrahana tao, ka tamy ny sivy famantaranandro vao nody. [2.59]
Tovy hevitra hasondrianana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06