Teny iditra fahasorisorena (sorisory (sory))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahasosorana, fahadisadisana, fahadikidikiana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ennui, vexation, chagrin [1.3]
Ohatra Fa ny androny rehetra dia fanaintainana avokoa, ary ny fisasarany dia fahasorisorena [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06