Teny iditra fahatelon-tanana (telo, tanana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy Lalàna araka ny fomban-tany malagasy mametra fa raha misy mpivady misaraka, ny ampahatelon' ny harin' izy mivady no anjaran-dravehivavy, fa ny an-droatokony kosa mijanona ho an-dralehilahy [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Teny nalaina 

2012/11/03