Teny iditra fahatezana (teza)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra mateza; faharetana; fahelana: Zatotaona ny hatezan' ny fiainan' ny zanak' olombelona raha ela indrindra [Rajemisa 1985]
 faharetana ela [SLP 1986]
Famaritana frantsay durabilité [SLP 1986]

2009/09/09