Teny iditra fahatsaika
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Fony vao torontoronina [Dahle: Angano takila 20]
Ohatra Nofofoiko fahatsaika Iampelasoamananoro, novinadiko fahazaza [Dahle: Angano, takila 31]

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/14