Teny iditra |
fahatsiarovan-tena
(tsiaro, tena)
|
Sokajin-teny | fomba fiteny
|
Famaritana malagasy | fahatsapana ny haja amankasina ananan'ny tena eo anoloan'ny mpiara-belona ka mahatonga hifady tsy hanao fitondran-tena tsy mety [Rajemisa 1985]
|
| fahafantarana sy fahatsapana ary fanatanterahana zavatra tokony hatao na lalana tokony hizorana [SLP 1986]
|
Fandikana frantsay | conscience [SLP 1986]
|
Voambolana |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
Fahatsiarovan-tena
|
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky na seho an-tsehatra)
|
Mpanoratra | Razakandraina Jean Verdi Salomon, 1958 |
Voambolana |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
|