Teny iditra |
fahatsiarovan-tena
|
Singan-teny | fahatsiarovana ; tena |
Sokajin-teny | kambanteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Fahatsapana ny haja aman-kasina ananan'ny tena eo anoloan'ny mpiara-belona ka mahatonga hifady tsy hanao fitondran-tena tsy mety [1.1]
|
| Fahafantarana sy fahatsapana ary fanatanterahana zavatra tokony hatao na lalana tokony hizorana [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Conscience [1.13]
|
Ohatra |
1 | Ny papa Joany-Paoly II dia milaza fa ny Fiangonana no fahatsiarovantenan' ny fahatsiarovantena.
[1.369]
|
2 | Koa raha mahatratra io fari-piheverana sy fahatsiarovantena io àry ry zareo, dia azo inoana fa olombelona tahaka antsika tokoa.
[2.285]
|
|
Voambolana |
Zanakanarana |
|
|
Teny iditra |
Fahatsiarovan-tena
|
Singan-teny | fahatsiarovan-tena |
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky)
|
Mpanoratra | Razakandraina Jean Verdi Salomon, 1958 |
Voambolana |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
|