|
|
|
|

Teny iditra1  fahatsorana
Fototeny  2  tsotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4  straightforwardness, plain speech [1.7]
Ohatra  5  Teo aho vao nahita lany ny fahatsoran' i Vola. [2.4]
6  Iza moa no tsy mahalala fa ny fahantrana saika miray dia hatrany amin' ny fahatsorana sy ny habadoana! [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31