|
|
|
|

Teny iditra1  fahavelony
Singan-teny  2  faha, velona
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2#146] at the time when one was living: Fahavelon-dRadama (During Radama's life)
5  [1.7] during the lifetime of such a one
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#136] du vivant de...
7  [1.8] durant la vie de ..., au temps de
Ohatra  8  tsy tadidiko fa fahavelon' i Neny izany [2.5#137]
9  Nanao fafana no raharahan-dRatompokolahy fahavelony. [2.529#]
10  Impiry no efa nifako kitay teny rehetra teny anefa ireny zaza ireny fahavelon-drainy? [2.470#78]
Haiendriteny 
11  Tsotra :
12  Ny ankehitriny :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  14  fahavelony, fehy volana

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17