Teny iditra | fahavetavetana (vetaveta (veta)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | An abomination; filthy speech [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Abomination, paroles indécentes [1.8] | |
Ohatra | Ny vahoaka koa dia efa tezitra mafy noho ny fitsarana miangatra sy ny fahavetavetana ataon' ny Menamaso.
[2.508] | |
Lahatsoratra | Randzavola: fahavetavetana ao amin' ny Baiboly | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |