Teny iditra |
vetaveta
(veta)
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Famaritana malagasy | Manao na miteny zavatra tsy mendrika; ratsy fiaina: Zaza vetaveta mihitsy ity zaza ity ¶ Maha-menatra, tsy mendrika, maloto: Aoka ianareo tsy hiteny vetaveta eto imasoko fa mahasosotra ahy ¶ Mandranitra ny filan' ny nofo: Aoka tsy hanao dihy vetaveta fa mamono ny fanahinareo izany [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | indecent, loathsome [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | indécent, abominable [Hallanger 1974]
|
Sampanteny |
Ohatra | Nisy nanoratra teny vetaveta nokiahiny tamin' ny rindrin-tsekoly. [Andraina: Mitaraina, takila 57]
|
|