Teny iditra | fahavinirana (vinitra) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Hatezerana, fahatezerana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | La colère, le courroux [1.3] | |
Ohatra | Ary ny fahatezerana sy ny fahavinirana no hamaliako ny firenena izay tsy mihaino.
[2.996] | |
Tovy hevitra | havinirana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |