Teny iditra | 1 fahavinirana |
Fototeny | 2 vinitra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Hatezerana, fahatezerana [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 la colère, le courroux [1.3#836] |
Ohatra |
6 Ary ny fahatezerana sy ny fahavinirana no hamaliako ny firenena izay tsy mihaino. [2.996#] |
Tovy hevitra | 7 havinirana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |