Teny iditra | zatra | ||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
Famaritana malagasy | Fatra-panao zavatra na asa iray ka sarotra alana amin' ny toetra aterak' izany: Zatra mandainga Ibalita ¶ Fatra-panao asa iray ka tsy manavao amin' izany: Efa zatra milatsaka amin' ny elonaina Rakoto ka tsy matahotra ¶ Tamana: Efa zatra ity alika ity ka aza fatorana intsony [Rajemisa 1985] | ||||||||
Fandikana anglisy | accustomed ¶ zatra ahy : accustomed to me; I am used to him (her, them); [Hallanger 1973] | ||||||||
Fandikana frantsay | habitué; apprivoisé ¶ zatra ahy : qui me connaît; que je connais (se dit des personnes); [Hallanger 1974] | ||||||||
Sampanteny |
| ||||||||
Endriteny |
| ||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny zatra io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |