Teny iditra fahazarana (zatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba zary toetra noho ny fanao miverimberina; toetra azo amin' ny famerimberenana zavatra na asa matetika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Habit; familiarity from use or practice or acquaintance [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Habitude [1.3, 1.8]
 Familiarité par suite d'habitude [1.8]
Ohatra 
1Nanjary toetra raikitra vokatry ny fahazarana ny mandeha alina sy manavatsava. [2.643]
2Ny mpirotsaka an-tsitrapo ato amin' ny Firohotana dia ireo izay nandà ny fahazarana. [1.369]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12