|
|
|
|

Teny iditra1  fahazavana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.7] lightness, brilliancy, light, illumination, brilliance
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#870] la lumière, la clarté
5  [1.8] lumière, clarté, illumination
Ohatra  6  [2.332#] Faly izahay nahita ny fahazavana.
7  [2.332#] Nisy zavatra nopihin' ilay olona anefa dia nandefa fahazavana tery amin' ny rindrina ilay milina.
Fototeny  8  zava
Tovy hevitra  9  hazavana
Kamban-teny 
Lohateny  12  Finoana sy Fahazavana : Foi et Lumière
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny fahazavana io
Lahatsoratra  14  Randzavola: fahazavana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/07