Teny iditra fahefapolo
Singan-teny fahefatra ; folo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fortieth [1.1]
 Quarantième [1.1]
Ohatra Notokanana izany ny 29 Martsa 1987, ho fanamarihana ny fahefapolo taonan' ny nanombohan' ilay fihetseham-bahoaka nampihovitrovitra ity tany ity. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08