Teny iditra | fahenina (enina) | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny laharana manarakaraka ny fahadimy [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | The sixth [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Sixème [1.3] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Tsipelina hafa | fahaenina | ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fahenina io | ||||||
Teny iditra | fahenina (enina) | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Six brasses [1.3] | ||||||
Voambolana | Toerana | ||||||
Fivaditsoratra | fahenina, fihenana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/26 |