Teny iditra (1/2) | 1 enina |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Dimy ampiana iray: Enim-bolana ny tapa-taona [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 six [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 six [1.3#126, 1.5, 1.8] |
Isam-pirenena |
6 6 7 VI [3.1] |
Ohatra |
8 Angamba tokony ho fahatelony io enin'arivo io no sisa velona [2.59#15] 9 Tokony ho tamin' ny enina hariva izahay nondao an' i Toamasina [2.471] 10 Ao anatin' ny enim-bolana nametrahana ny kaonty no amoahany ny heviny [4.27#2006/08/25] 11 Na izany aza anefa ny fahasahirananay dia mba manana ny tranonay izahay eni-mianaka [2.445#10] |
Voambolana |
12 Matematika: rafitrisa |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-poko |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
30 Ny isa 31 Fifanampiana 32 Fampitomboana |
Lahatsoratra |
33 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
Teny iditra (2/2) | 34 enina |
Sokajin-teny | 35 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
36 Mahazo ny anjara sahaza ny tena: Enin-kaja izahay, tompoko, amin' izao fandraisana ataonareo izao ka misaotra indrindra [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
37 qui a sa part, pourvu, participant [1.3#126] |
Ohatra |
38 Kibobo tsy enina ny vary va aho ka hanery ny vato madinika? [2.131] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/10/03 |