Teny iditra fahiratana (hiratra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny hamarin' ny fijery, ny mizana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay La justesse de l'œil, de la balance [1.3]
Ohatra hilaza fahafahana amin' ny mpifatotra sy fahiratana amin' ny jamba, hanafaka izay nampahorina ary hitory ny taom-pahasoavan' ny Tompo sy ny andron' ny famaliana. [2.996]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06