Teny iditra fahoviana (oviana)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy hatry ny ela, efa hatry ny ela be [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay depuis longtemps [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
Mpanahaka  rahoviana ~ na oviana na oviana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31