Teny iditra rahoviana (oviana)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy Entina manontany fotoana mbola ho avy: Rahoviana no ho tonga ny zokinao
¶ Tsy... na na oviana na oviana: Rahoviana Rakotono mba hampisambo-bola olona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy when ? (of future time) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay quand? à quelle époque? (se dit de l'avenir) [Abinal 1888]
 quand? (temps futur) [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
Mpanahaka  fahoviana ~ oviana ~ na oviana na oviana
Ohatra 
1Rahoviana no hatao ny fampakarana? [Andriamalala: Ranomasina, takila 39]
2Ary rahoviana, hono, no ho vita izy ity? [Andraina: Mitaraina, takila 175]

2012/05/03