Ary raha ny fivarotany ankehitriny izao no hatohin'ny Andriana, tsy maintsy hitsahatra avokoa ary ho tapitra faingampaingana ihany.[2.366]
2
Tsinjo ny mpanamory mitana ny familiana, miara-miainga ny fivoy toy ny tongotry ny arosy milomano, ka mikapoka ny rano faingampaingana, fa manin-te-ho tonga.[2.499]