| Teny iditra | 1 faingomihantona |
| Singan-teny | 2 faingo, 3 mihantona |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 faingo ambony ( ' ) izay ampiasaina -- amin' ny famenon-teny milaza tompon-javatra: Tranon' alika -- amin' ny famenon' ny matoantenin' ny iharana: Novakin' ny saka
[1.1#198] 6 maritsoratra ( ' ) entina misolo zanatsoratra latsaka: Sofin' omby (sofina omby) [1.1#198] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[faingo mihantona]
7 apostrophe
[1.5, 1.13] |
| Voambolana | 8 Haiteny |
| Tsanganana sy sary iray takila |
9 Mari-tsoratra sy marika hafa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|