Teny iditra | fakana (aka) | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fangalana: Fakana trondro ~ Fakana kitay Fiantsoana: Fakana miaramila [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | L’action de prendre, là où on prend, d’où on tire, pour qui on prend [1.3] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fakana io | ||||||
Fivaditsoratra | ankafa, fakana, fanaka, kafana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/04 |