Teny iditra | 1 fakan-drivotra |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] fotoana omena ny mpianatra eny anelanelan' ny fotoana ianarany mba hahafahany milalao na miala sasatra |
Singan-teny | 4 faka, rivotra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |