|
|
|
|

Teny iditra1  fakan-teny
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] razam-be niavian' ny teny iray, ohatra "fahana", avy amin' ny fakan-teny indonezianina "pakan"
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.5] racine
Voambolana  5  Haiteny
Singan-teny  6  faka, teny

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07