Teny iditra | fako | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Loto [1.78] | |||||||||||||||
Tapatapak' ahitra sy bozaka na potipoti-javatra avy amin' ny fafa trano: Raofy, rankizy, ny fako fa aza avala hipetrapetraka eny Ambany, tsinontsinona [1.1] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Sweepings, rubbish, litter Fig. a great number, a multitude. [1.2] | |||||||||||||||
Trash, garbage [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ordures, rebut [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Tovy hevitra | fakofako | |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fako io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | fako, foka, kafo, kofa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17 |