|
|
|
|

Teny iditra1  falafa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taisaka] kiran-dravinala
4  [1.1] Tahon-dravin' ny ravinala maina fampiasan' ny olona hatao rindrin-trano any amoron-tsiraka
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] [Betsimisaraka] the midrib of the banana leaf. A palm. [Mal. palapah.]
6  [1.7] wall panels made of traveler's palm stalks
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.82] [Taisaka] pétioles de ravenale qu'on assemble pour constituer les murs de la case
8  [1.19] [Tankarana] tige des feuilles du ravinala, dont on fait les cloisons des maisons.
9  [1.8] panneaux de tiges de palmier
10  [1.196] [Betsimisaraka, Bezanozano, Sihanaka, Tanala] (du malais palapa). Pétiole et feuilles sèches de certains Palmiers, de Ravenala (Strelitziaceae) ou de Bananiers, Musa sp. (Musaceae), utilisés pour la couverture des maisons, certaines cloisons, etc. Suivant leur origine, on distingue falafanakondro (pour le Bananier), falafampontsy ou falafandravinala (pour le Ravenala), etc.
Ohatra  11  [2.357] ny falafa efa voasilatsilaka be ihany, ny sasany aza efa tapaka mihitsy
12  [2.499] |Mitanatana vava miandry tsiodrivotra hamelombelona azy ny trano falafan' i Mahafasan' i Farafangana
13  [2.996] malefaka hoatra ny sampam-palafa ny volony milantolanto, sady mangilohilo toy ny goaika
Voambolana  14  Taozava-baventy
15  Haizavamaniry: hazo palma
Haiendriteny 
16  Tsotra :
17  Tovonana :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02