Teny iditra | 1 falihavanja |
Singan-teny | 2 faly, havanja |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fibitahana sy fandihizana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2][faly havanja] Playing, skipping, frisking, as young lambs. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] qui bondit, gambade, folâtre |
Ohatra |
7 Dia nandeha indray ny ondry ampianahana, ka ny zanak' ondry falihavanja teo aloha; [2.857#] |
Sampanteny |
|
Tsipelina hafa | 9 falyhavanja |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |