Teny iditra | 1 mifalihavanja |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mibitaka mitsamboamboatra tahaka ny zanak' omby na ondry eny an-kijana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to gambol; to rejoice |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] gambader, folâtrer de joie |
Ohatra |
6 [2.996] Ary ianareo tendrombohitra, no mifalihavanja tahaka ny ondrilahy; |
Fototeny | 7 falihavanja |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |