|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  falim-po
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] faly ambony ihany : faly mahita ny raviny noho ny fanantenana fa tsy maintsy misy voany ao ambadika, na mahita ny volony fa hoe arakara-tarehy voa-javatra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [fo, the heart.] A present for some favour, a gift.
Fototeny  5  faly, fo
Tovy hevitra  6  faly raviny, faly volony

Teny iditra (2/2)7  falimpo
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Vola na zavatra omena olona nanao asa ho an' ny tena, ambonin' ny karamany, mba ho mari-pankasitrahana noho ny soa nataony na kely na be
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.3][falim-po] cadeau de remerciement pour un bienfait, une faveur, un plaisir reçu
Singan-teny  11  faly, fo

Fivaditsoratra  12  falimpo, falim-po

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/14