| Teny iditra | 1 famahanana |
| Fototeny | 2 fahana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Famikirana, fisarangotana amin' ny zavatra iray mba tsy hianjera
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 l'action de soutenir, d'appuyer, de se cramponner, de s'appuyer, de s'obstiner, le soutien, l'appui, le lieu, l'instrument
[1.3#138] |
| Fikambanana | 6 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 7 fahanàmana, famahanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|