|
|
|
|

Teny iditra1  famahana olana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.13] résolution d'un problème
Ohatra  4  [2.4] Tsy maintsy mahita famahana olana foana izy.
5  [4.27] Manampy amin' ny famahana ny olan' ny mpifanandrina amin' ny alalan' ny marimaritra iraisana tsy an' ady sy ampandinihana no isan' ny antom-pisian' ny SeFaFi.
Singan-teny  6  famahana, olana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07