Teny iditra (1/2) | 1 famalanana |
Fototeny | 2 valana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fanaovana izay hivalanana, fampivalanana 5 [1.13] fanadiovan-kibo |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.13] purgatif |
Voambolana |
7 Fahasalamana |
Teny iditra (2/2) | 8 famalanana |
Fototeny | 9 valana |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] Fandefasana hanaraka ny rano fandroahana, fampihatahana lavitra fanasiana fandairandoko amin' ny lamba fandisoana feon-kira |
Fivaditsoratra | 12 famalanana, fanalamana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |