|
|
|
|

Teny iditra1  famantsilahy
Singan-teny  2  famantsy, lahy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a clever man hard to fool
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#141, 1.8] un roué, un politique habile
Ohatra  6  Samy famantsy lahy ireo raha hitolona omby. [1.437]
7  Dia izy ve no hifanandrina amin' iretsy olona efa famantsilahy, olona ambony, manankarena, manam-pahaizana! [2.285]
8  Izao no marina momba io: fahaizana tsy miasa afa-tsy amin' ny maizina aloha izy, ary hatrizay fampisehoana rehetra nataon' ny famantsilahy indrindra aminy natrehin' ny mpitsara tsy azo norebirebena, dia tsy mbola nisy izay resaka tamin' ny maty nitranga, na indraindray tra-tehaka teo ny soloky; [2.296]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07