|
|
|
|

Teny iditra1  famaohana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Lamba, tapa-damba entina mamaoka, manesotra loto
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a towel, anything used for wiping, also pronounced famoàhana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] serviette, tout ce qui sert à essuyer ; se prononce parfois famoàhana
Fototeny  6  faoka
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  8  anamohafa, famahoana, famaohana, famoahana, hamafanao, mahafoana, mahaofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21