Teny iditra | 1 faoka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Famafana zavatra hampahadio na hanamainana azy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2, 1.7] wiping |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] action d'essuyer, de rafler |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 14 afako, afoka, akofa, fakao, fakoa, faoka, foaka, koafa, ofaka, okafa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |