Teny iditra | 1 famaritana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanasiana faritra, tsipika manodidina, famalana, famerana 4 [1.13] fanomezana fanazavana ny teny iray |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#155] l'action de circonscrire, de limiter, l'instrument 6 [1.13] définition |
Ohatra |
7 [4.27#2007/04/21] Inona ny famaritana mazava ny antony iapangana azy? 8 [2.285#182] Moa ve misy famaritana hafa heverinao fa mety na azo ilazana ny finoana? 9 [2.606#83] Araka izany famaritana ny foto-dresaka izany, dia lahateny noraisim-peo no hotrandrahina. |
Fototeny | 10 faritra |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 15 famaritana, famiratana, firamatana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |