|
|
|
|

Teny iditra 1  faritra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny sisin-javatra: Lazao aiza avy ny faritr' i Betsileo
4 Fetra mamangitra zavatra iray: Asivo faritrany tokotanintsika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a mark, an outline, a defined boundary, extent [1.2]
6 a limit or boundary [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 trace pour limiter quelque chose, encadrement, bordure, délimitation, contour, bornes [1.3]
8 limite, trace [1.8]
Ohatra  9  Asivy faritra ny tanimboly (Mettez une marque pour délimiter le champ) [1.3#155]
10  Aiza ny faritr' Imerina? (Où sont les bornes de l’Imerina?) [1.3#155]
Haiendriteny 
11  Tsotra :
12  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Mpanahaka  29  fangitra
Zanakanarana 
Fikambanana  52  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 38 misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  53  Ny faritra roa ambin' ny roapolo

Fivaditsoratra  54 faratry, faritra, 55 firatra, firàtra, 56 rafitra, 57 rifatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07