Teny iditra famaritra (faritra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay ce qu’on peut circonscrire, manière de limiter [Abinal 1888]
Ohatra Saingy lafo vidy ny fotoana taminy, ka na amin' ny fitenenana aza, naleony be famaritra mba tsy hisian' ny faty antoka. [Andraina: Mitaraina, takila 17]
Teny nalaina 

2015/10/11