|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  famazivazy
Fototeny  2  vazivazy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina mamazivazy, manao vazivazy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#822] Ce qu’on peut ridiculiser, manière de se moquer

Teny iditra (2/2)6  famazivazy
Fototeny  7  vazivazy
Sokajin-teny  8  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Azo vazivazìna
Ohatra  10  ka tonga famazivazy sy fandatsan' ny olona aho, noho ny aminao. [2.996#]

Fivaditsoratra  11  famazivazy, famizaviza

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21