Teny iditra | 1 fambango |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mambango na mandraotra ny volo ka manambatra azy ho randrana tokana na roa na telo azo bangoina |
Fototeny | 4 bango |
Tovy hevitra | 5 fanabango |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |