Teny iditra | ![]() |
fambara (ambara) |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Zavatra miseho mialoha ka entina mamantatra izay ho avy aoriana: Alohan' ny hipoahan' ny afotroa, hono, dia misy fambara ¶ Filazana mialoha na ho soa na ho ratsy: Misy milaza fa ny sakanan-goaika dia fambara tsara [Rajemisa 1985] | |
Famaritana anglisy | [root ambara.] An omen, a portent. [Richardson 1885] | |
a portent, a sign [Hallanger 1973] | ||
Famaritana frantsay | présage, ordinairement mauvais [Hallanger 1974] | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny fambara io | |
Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23 |
![]() |