Teny iditra | 1 fambara |
Fototeny | 2 ambara |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Zavatra miseho mialoha ka entina mamantatra izay ho avy aoriana: Alohan' ny hipoahan' ny afotroa, hono, dia misy fambara Filazana mialoha na ho soa na ho ratsy: Misy milaza fa ny sakanan-goaika dia fambara tsara |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2, 1.7] a portent 6 [1.2] an omen 7 [1.7] a sign |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.3#141] Présage, signe précurseur 9 [1.8] présage, ordinairement mauvais |
Ohatra |
10 fambara angamba iny ranomasoko iny. [2.472#] 11 Sao dia fambara ratsy izany, Rabery? [2.499#] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny fambara io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |