Teny iditra | 1 fambata |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mambata, manainga na mitondra zava-mavesatra: Toy izao no fambata io vata io Azo bataina: Tsy fambata ny zavatra toy io |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#76] Ce qui doit être soulevé, manière de porter |
Fototeny | 5 bata |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |